Value | Category | Cases | |
---|---|---|---|
" fanjakana no tompony tany" | 1 |
0.8%
|
|
"Efa nanao demande efa ho 10 taona fa mbola tsy nisy valiny hatramin""izao." | 1 |
0.8%
|
|
"Tanim panjakana " | 1 |
0.8%
|
|
"Very ny antotataratasy makasik a ny toerana " | 1 |
0.8%
|
|
"efa manana trano hodiana rehefa tonga ny fahaterana sy fahavitan""ny fianaran""ny ankizy." | 1 |
0.8%
|
|
"efa mikarakara " | 1 |
0.8%
|
|
"eo ampanatontosana " | 1 |
0.8%
|
|
"eo ampikarakarana naeno ny fanentanana nataony filoham-pirenena fa fohy lotra ny fe-potoana nomenzareo nefa ny ttsy karakaraina bdb " | 1 |
0.8%
|
|
"kely ilay tany de mbola tsy mahazaka kadasitra iray mitokana " | 1 |
0.8%
|
|
"mbola tsy nivoaka ny fangatahana " | 1 |
0.8%
|
|
"satria izahay izao manofa ity tany ity @ ""gare""" | 1 |
0.8%
|
|
"tsy misy manana taratasy daolo ny trano ety dia mitovy @zay ny anay " | 1 |
0.8%
|
|
An ny. ray aman dreny | 1 |
0.8%
|
|
An et ny. ray. aman. dreny | 1 |
0.8%
|
|
An'ny fanjakana ny trano nipetrahana | 1 |
0.8%
|
|
An. ny ray aman dreny | 1 |
0.8%
|
|
An. ny. ray. aman. dreny | 2 |
1.6%
|
|
Anda pikarakarana | 1 |
0.8%
|
|
Anjara. lova | 1 |
0.8%
|
|
Any. amin. ny ray. aman. dreny | 1 |
0.8%
|
|
Efa eo am-pikarakarana amin' ny izao | 1 |
0.8%
|
|
Efa eo ampikarakarana | 2 |
1.6%
|
|
Efa eo ampikarakarana ny taratasy izahay | 1 |
0.8%
|
|
Efa eo andalam-panaovana azy | 1 |
0.8%
|
|
Efa eo andalam-pikarakarana | 1 |
0.8%
|
|
Efa eo andalana ny fikarakarana azy | 1 |
0.8%
|
|
Efa mikarakara amin'ny zao | 1 |
0.8%
|
|
Efa mikarakara mihintsy amin'izao | 1 |
0.8%
|
|
Efa nanao demande fa mbola tsy nivaly | 1 |
0.8%
|
|
Efa nanao fa mbola tsy nisy valiny | 1 |
0.8%
|
|
Efa. manana. kara tany | 1 |
0.8%
|
|
Eo am. pikarakarana | 1 |
0.8%
|
|
Eo andalana ny fanamboarana ny tombam pananana | 1 |
0.8%
|
|
Lova | 1 |
0.8%
|
|
Lova iraisana | 1 |
0.8%
|
|
Matahotra sao dia alain ny fanjakana | 1 |
0.8%
|
|
Mbola an'i ray aman-dreniny | 1 |
0.8%
|
|
Mbola lova ikambanana | 1 |
0.8%
|
|
Mbola miandry ny hevitry ny mpiray Tampoa | 1 |
0.8%
|
|
Mbola ny maman'ny no titre @ rehetra | 1 |
0.8%
|
|
Mbola nyray amandreny no mandoa nyrehetra | 1 |
0.8%
|
|
Mbola. misorayra amin ny ray. aman. dreny | 1 |
0.8%
|
|
Miandry ny fanampahan-kevitra ny mpirain tampo | 1 |
0.8%
|
|
Misoratra. amin ny ray aman-dreny | 1 |
0.8%
|
|
Misoratra. amin'ny ray. aman-dreny | 1 |
0.8%
|
|
Misoratra. aminy ray amandreny | 1 |
0.8%
|
|
Misy. taratasy. andrasana | 1 |
0.8%
|
|
Satria tanim-mpanjakana no nanorenana ireo trano ireo | 1 |
0.8%
|
|
Satria tanim-panjakana no itoeran'ny trano | 1 |
0.8%
|
|
Tanim-panjakana ity tany ity | 1 |
0.8%
|
|
Tsy fahalalana izau | 1 |
0.8%
|
|
Varimbariana | 1 |
0.8%
|
|
ampy ny mahampandova | 1 |
0.8%
|
|
an_dalampanamboarana | 1 |
0.8%
|
|
andalam-panaovana | 2 |
1.6%
|
|
disadisa ara-pianakaviana | 1 |
0.8%
|
|
efa nanao demande fa mbola tsy nivaly | 1 |
0.8%
|
|
efa any @ reniny | 1 |
0.8%
|
|
efa encours ny fahavitany | 1 |
0.8%
|
|
efa enregistré any am firaisana ny momba ny fividianana le tany fa mbola tsy nivoaka,satri hatramzao | 1 |
0.8%
|
|
efa eo a pikarakarana | 1 |
0.8%
|
|
efa eo am-pikarakarana izy izao | 1 |
0.8%
|
|
efa eo an_dalam_pikarakarana | 1 |
0.8%
|
|
efa eo apanovana azy | 1 |
0.8%
|
|
efa manana taratasy nividianana azy | 1 |
0.8%
|
|
efa mikarakara tararasy | 1 |
0.8%
|
|
efa mikarakara taratasy @ zao | 1 |
0.8%
|
|
efa mikarara izahay fa ela be vao vita sady mandany fotoana | 1 |
0.8%
|
|
efa nanao demande fa mbola tsy nivoaka | 1 |
0.8%
|
|
efa nanao fangatahana fa mbola tsy nivoaka | 1 |
0.8%
|
|
entimanana ara bola tsy misy | 1 |
0.8%
|
|
eo am-pikarakarana | 1 |
0.8%
|
|
eo ampikarakarana | 2 |
1.6%
|
|
eo ampikarakarana mihitsy | 1 |
0.8%
|
|
eo an_dalapikarakarana | 1 |
0.8%
|
|
fa eo an-dalana anao azy ihany koa | 1 |
0.8%
|
|
fefiloha dia izay manajary no tompony | 1 |
0.8%
|
|
fianakaviana no nividianana azy | 1 |
0.8%
|
|
lova avy amin'ny ray aman-dreny dia mbola tsy Nisy fizarana mintsy avy amin-dry zareo mpiray tampo | 1 |
0.8%
|
|
lova ilay trano | 1 |
0.8%
|
|
lova nozaraina vao aingana. | 1 |
0.8%
|
|
mataotra alainy karana ny tany | 1 |
0.8%
|
|
mbola andalana fikarakarana azy | 1 |
0.8%
|
|
mbola eo ampikarakarana | 1 |
0.8%
|
|
mbola eo ny ray amandreny | 1 |
0.8%
|
|
mbola hofaina ny tany fa tsy anay | 1 |
0.8%
|
|
mbola i mama lo no mikarakara az | 1 |
0.8%
|
|
mbola lova | 3 |
2.4%
|
|
mbola lova ny tany zany hoe mbola tsy nanao fizarana mazava ny ray aman dreny | 1 |
0.8%
|
|
mbola misoratra @ ray aman dreny | 1 |
0.8%
|
|
mbola tanimpanjakana | 1 |
0.8%
|
|
mbola ts dia nieritreritra | 1 |
0.8%
|
|
mbola tsy eto an-toerana ny olona sasany voatonono ho mpivarotra | 1 |
0.8%
|
|
mbola tsy voazara ara-taratasy ilay lova | 1 |
0.8%
|
|
mbola tsy voazara fa lova | 1 |
0.8%
|
|
mbola velona mamanay d izy no mandoha ny hetra sy izay rehetra momban' ny tany d mbola ts azo soratana @ko ny anjarako | 1 |
0.8%
|
|
mbola velona ny Ray aman- dreny d mbola misoratra aminy zareo | 1 |
0.8%
|
|
mbola velona ny rafozana d ts mbola nizara lova | 1 |
0.8%
|
|
mbola velona ny reniko dia any aminy ny taratasy momba ny tany | 1 |
0.8%
|
|
miandry ny hafa havoaloha ny hetrany dia miara mientana ny mponina | 1 |
0.8%
|
|
misy fa mbola an'ny ray amandreny | 1 |
0.8%
|
|
ny zoky fona de refa maty izy de zay vo misolo azy | 1 |
0.8%
|
|
resaka fianakaviana | 1 |
0.8%
|
|
sarotra br satria ny mpandova be dia be | 1 |
0.8%
|
|
satria efa misy ilay taratasy fa mijanona an @olonkafa | 1 |
0.8%
|
|
satria izy mpandova | 1 |
0.8%
|
|
tanim-panjakana | 1 |
0.8%
|
|
tanin-dray aman-dreny fa ny trano no naorina vao taty aoriana | 1 |
0.8%
|
|
tany namboleny talo tamin'ny andron'ny président Ratsiraka ary aminizao ry zareo vao manomboka mikarakara ny taratasy rehetra | 1 |
0.8%
|
|
trano natolotry ny president ravalomanana,ho solon lay trano manarapenitra | 1 |
0.8%
|
|
ts maninona | 1 |
0.8%
|
|
tsy azo atao tsiraidray lay demande nefa zareo tokatrano maromaro no mitovy adresse | 1 |
0.8%
|
|
tsy azy ny tany | 1 |
0.8%
|
|
tsy fantatra ny toerana tokony hanaovana azy | 1 |
0.8%
|
|
tsy maharaka ny fotoana | 1 |
0.8%
|
|
tsy mahazaka titre 1 ny haben tany | 1 |
0.8%
|
|
tsy nahazo alalana | 1 |
0.8%
|
|
tsy nieritreritra mintsy ra tsy miandry fizarana tany | 1 |
0.8%
|
This site uses cookies to optimize functionality and give you the best possible experience. If you continue to navigate this website beyond this page, cookies will be placed on your browser. To learn more about cookies, click here.