Value | Category | Cases | |
---|---|---|---|
"Efa nanao demande tany amin""ny JIRAMA fa mbola tsy nivaly hatramizao" | 1 |
0.7%
|
|
"akaiky ny trano ny paompy " | 1 |
0.7%
|
|
"nisy nangalatra ny conteur " | 1 |
0.7%
|
|
"tsy avelan jirama mapiditra fa akaiky ny pompy pokon""olona" | 1 |
0.7%
|
|
"tsy mazoto ny amin""ny fampidirana rano. tsy mapazoto anay ny service omeny." | 1 |
0.7%
|
|
"tsy nieritreritra ny ampiditra mitsy " | 1 |
0.7%
|
|
Ao amin'ny mpampiasa no maka rano | 1 |
0.7%
|
|
Ato amin'ny tranon'ny miaramila | 1 |
0.7%
|
|
Ela be ny fampidirana rano amin jirama. | 1 |
0.7%
|
|
Lavitra be Ilay van | 1 |
0.7%
|
|
Lavitra be ny fakana ny source | 1 |
0.7%
|
|
Mbola tsy afaka manao fangatahana rano raha tsy voazara tsara ny fananana | 1 |
0.7%
|
|
Miandry Ny fanapahan kevitriny fiangonana | 1 |
0.7%
|
|
NSP | 1 |
0.7%
|
|
Noho ny fasahirananay no antony | 1 |
0.7%
|
|
Tranom-panjakana | 1 |
0.7%
|
|
Tsis nampiditra ny talohanay,tsy mieritreritra izany izahay. | 1 |
0.7%
|
|
Tsy afa manotra zay satri asa no ataonay eto | 1 |
0.7%
|
|
Tsy manam-bola izahay | 1 |
0.7%
|
|
Tsy misy lalan ny tio | 1 |
0.7%
|
|
Tsy misy vola | 2 |
1.4%
|
|
Tsy. anay. ny. trano | 1 |
0.7%
|
|
akaikin'ny paompim_pokon'olona | 1 |
0.7%
|
|
akaiky ny pompy | 1 |
0.7%
|
|
ampovoan-drano izahay no mipetraka | 1 |
0.7%
|
|
andalam-pikarakarana | 1 |
0.7%
|
|
ara mbola | 1 |
0.7%
|
|
betsaka loatra ny taratasy karakaraina | 1 |
0.7%
|
|
efa hifindra trano | 1 |
0.7%
|
|
efa nampiditra fa mbola tsy nivaly | 1 |
0.7%
|
|
efa nampiditra fa mbola tsy tonga | 1 |
0.7%
|
|
efa nanao demande fa hoe tsy mbola maharaka ny puissance extension | 1 |
0.7%
|
|
efa nisy rano fa nisy olana teo Amin'ny fiarahamonina | 1 |
0.7%
|
|
ela loatra | 1 |
0.7%
|
|
ela loatra ny valin'ny fangatahana | 1 |
0.7%
|
|
ela loatra vao mivaly ny demande | 1 |
0.7%
|
|
elavitra loatra ny fisontonana azy | 1 |
0.7%
|
|
fahefana mividy | 1 |
0.7%
|
|
fikarakaraina anlay dossier sarotra | 1 |
0.7%
|
|
ifampizarana amin'ny zanaka izay miaramipetra eo amin'ny trano hafa | 1 |
0.7%
|
|
kely ny debit an ilay tuyau d ts mahazo misintona rano avy aminy | 1 |
0.7%
|
|
lafiny ara bola | 1 |
0.7%
|
|
lafony ara bola | 1 |
0.7%
|
|
lavitra be ny fisotonana le rano | 1 |
0.7%
|
|
lavitra be ny point de branchement | 1 |
0.7%
|
|
lavitra ny itarisana ilay rano, sady tsy takatry ny fahefa mividy | 1 |
0.7%
|
|
lavitra ny rano | 1 |
0.7%
|
|
lavitrabe ny isotomana rano | 1 |
0.7%
|
|
le lanlan le rano mila mamaky trano mintsy | 1 |
0.7%
|
|
manahirana ny fikarakarana ny taratasy | 1 |
0.7%
|
|
manana lavadrano | 1 |
0.7%
|
|
manana lavan-drano dia rano sotroina ihany no alaina any | 1 |
0.7%
|
|
mangataka andro | 1 |
0.7%
|
|
mbola lavitra be vao misi borne fontaine | 1 |
0.7%
|
|
mbola mikambana @ tokantrano hafa | 1 |
0.7%
|
|
mbola tsi tonga ati amin faritra mis anai ni rano | 1 |
0.7%
|
|
mbola tsy nahatafiditra fa efa nanao demande | 1 |
0.7%
|
|
mbola tsy nieritreritra ny angataka | 1 |
0.7%
|
|
mbola tsy niheritreritra hampiditra rano mihintsy | 1 |
0.7%
|
|
miandry fotoana | 1 |
0.7%
|
|
miankina Amin'ny tompon-trano | 1 |
0.7%
|
|
mieritreritra ny hanamboatra trano dia mbola tsy afaka manao izany | 1 |
0.7%
|
|
mifampiandry mpiarabelona | 1 |
0.7%
|
|
misy toerana azo anaovana lavadrano,tsy andoavambola ny rano alaina ao. | 1 |
0.7%
|
|
mpanofa dts mieritreritra n apiditra pompy atrano | 1 |
0.7%
|
|
mpanofa trano de ze tiny tompotrano | 1 |
0.7%
|
|
nisy nisoloky | 1 |
0.7%
|
|
nohon'ny fahasarotan'ny fampidirana azy | 1 |
0.7%
|
|
ny tompotrano mintsy no tsy manome | 1 |
0.7%
|
|
resaka ara bola | 1 |
0.7%
|
|
sahirana ara bola | 2 |
1.4%
|
|
sahirana ara-bola | 1 |
0.7%
|
|
sahirana sady trano amenolo | 1 |
0.7%
|
|
sarotra be hono ny mitarika ny ranon'ny jirama ho tonga any aminy | 1 |
0.7%
|
|
sarotra be ny fampidirana azy | 1 |
0.7%
|
|
sarotra ny firarihana rano | 1 |
0.7%
|
|
satri zareo mpanofa | 1 |
0.7%
|
|
satria anaty elakelantrano no misy anay | 1 |
0.7%
|
|
satria efa ampy ilay ao antokotany | 1 |
0.7%
|
|
satria efa ampy ilay eo antokotany | 1 |
0.7%
|
|
satria misy loharano | 1 |
0.7%
|
|
satria mitambatra amin'ny EPP ny tokantrano. | 1 |
0.7%
|
|
satria niankina t@ olona tao atrano no tsy nampidirana rano | 1 |
0.7%
|
|
satry efa mahapo nianay | 1 |
0.7%
|
|
société no miantoka ny fandaniana rehetra eo am jiro sy rano ary trano ipetrahana | 1 |
0.7%
|
|
tany hofaina | 1 |
0.7%
|
|
tany hofana | 1 |
0.7%
|
|
tena tsy nieritreritra ny @zany mihintsy | 1 |
0.7%
|
|
toerana tsy ara dalana ny eto,ka tsy tokony ampidirana rano | 1 |
0.7%
|
|
ts misy dal azo ny rano ivoahana | 1 |
0.7%
|
|
tsisy compteur fa nisy nangalatra | 1 |
0.7%
|
|
tsisy manome ny manodidina nefa tsy maitsy misintona vao mahazo | 1 |
0.7%
|
|
tsisy vola | 2 |
1.4%
|
|
tsisy vola mintsy | 1 |
0.7%
|
|
tsy an'izy ireo ny trano | 1 |
0.7%
|
|
tsy fananana vola | 1 |
0.7%
|
|
tsy fisian'ny vola | 2 |
1.4%
|
|
tsy maharaka ny fidirambola | 1 |
0.7%
|
|
tsy maharaka ny rano amin'ny loharano | 1 |
0.7%
|
|
tsy mahazo rano izay mipetraka amoron'arabe fa efa nanao fangatahana mihintsy | 1 |
0.7%
|
|
tsy manam bola anatanterahana an'izany | 1 |
0.7%
|
|
tsy manam bola hikarakarana izany | 1 |
0.7%
|
|
tsy manam-bola | 3 |
2.1%
|
|
tsy manam-bola am-pidirana azy | 1 |
0.7%
|
|
tsy manambola | 1 |
0.7%
|
|
tsy manana fahefana anaovana any zany | 1 |
0.7%
|
|
tsy mbola mieritreritra | 2 |
1.4%
|
|
tsy mbola nivaly ny fangatahana | 1 |
0.7%
|
|
tsy mieritreritra ampiditra | 1 |
0.7%
|
|
tsy mieritreritra ny ampiditra | 1 |
0.7%
|
|
tsy misy vola | 7 |
5%
|
|
tsy nahalina fa eo antokotany efa misy sady anay | 1 |
0.7%
|
|
tsy nangataka | 1 |
0.7%
|
|
tsy napiditra bebeany | 1 |
0.7%
|
|
tsy nieritreritra | 1 |
0.7%
|
|
tsy nieritreritra mihintsy | 1 |
0.7%
|
|
tsy nieritreritra mihitsy | 2 |
1.4%
|
|
tsy nieritreritra ny angataka mihitsy | 1 |
0.7%
|
|
tsy omen'olona rano | 1 |
0.7%
|
|
tsy tongan ny rano aty | 1 |
0.7%
|
|
tsy tongana rano aty aminay | 1 |
0.7%
|
|
tsy toponandraikitra amizany zay | 1 |
0.7%
|
|
tsy tranoko | 1 |
0.7%
|
|
tsy voloa d nasorina | 1 |
0.7%
|
|
vao hampiditra | 1 |
0.7%
|
|
vao maika dépense be ny facture jirama | 1 |
0.7%
|
|
vao miertrertra | 1 |
0.7%
|
This site uses cookies to optimize functionality and give you the best possible experience. If you continue to navigate this website beyond this page, cookies will be placed on your browser. To learn more about cookies, click here.